***NY FIFALIANAY***
Choeur : OOOOO AAAAAA
Feon kira Intro
Anio aho dia misy ambara aminao
Vaovao tsara no lazaiko anao
Ka henoy…henoy tsara
Na avy aiza na avy aiza ny fiavianao
Na inona na inona fihevitrao
Mba jereo Jereo tsara
Bridge:
Izay tatenta mba hananako
No zaraiko aminao
Ny kely izay mba vitako
No atolotro izao
Refrain:
Hihira aho, hanome hery hanova fijery
Handihy aho mba ho tonga any aminao ny fifalianay
Hihira aho hanome hery hanova fijery
Andihy aho mba ho tonga any aminao ny fifalianay
Ekena fa tsy kilalao foana
No andaniana andro mandava taona
Fa tsarovy ny mozika eo foana
Fa ovay kely ny fijerinao
Ny hira sy mozika no ambarako izao
Fa dia mihirà, aza misalasala
Paroles: E-Generation, By EGM
Coaching vocal: M.Tsiry
Arrangement: NJAKANIRINA Rakotonirainy