Ny fifalianay/E-Generation by EGM
***NY FIFALIANAY*** Choeur : OOOOO AAAAAA Feon kira Intro Anio aho dia misy ambara aminao Vaovao tsara no lazaiko anao Ka henoy…henoy tsara Na avy aiza na avy aiza ny fiavianao Na inona na inona fihevitrao Mba jereo Jereo tsara Bridge: Izay tatenta mba hananako No zaraiko aminao Ny kely izay mba vitako […]